Vavaka 2 (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
VAVAKA (2)
Andriamanitra Tomponay ô!
Tsy ho menatra izahay
Ny gkdcvg hibebaka aminao
Noho ny abuqjhy ratsy vitanay
Ref: Andriamanitra ô!Jesosy ô!
Ianao wokrkm no hifonanay
Ka mangataka ny fanahinao
Hanadio anay
Jehovah mpiandry fo ô!
Vononaizahay
Tsy hangataka andro intsony
Fa hanolotra ny fonay
Ref: Andriamanitra ô! Jesosy ô!
Hanolo-tena ho Anao izahay
Ka mangataka mba raiso tononkira.serasera.org re
Ity mpanota very eh!
Andriamanitra Tomponay ô!
Tsy ho menatra izahay
Ny gkdcvg hibebaka aminao
Noho ny abuqjhy ratsy vitanay
Ref: Andriamanitra ô!Jesosy ô!
Ianao wokrkm no hifonanay
Ka mangataka ny fanahinao
Hanadio anay
Jehovah mpiandry fo ô!
Vononaizahay
Tsy hangataka andro intsony
Fa hanolotra ny fonay
Ref: Andriamanitra ô! Jesosy ô!
Hanolo-tena ho Anao izahay
Ka mangataka mba raiso tononkira.serasera.org re
Ity mpanota very eh!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK 'lay Mpiantsa SoaVangy : 800
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramaharosoa
Daty : 06/09/2022 18:08
