Vavaka 2 (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
VAVAKA (2)
Andriamanitra Tomponay kcwticuj ô!
Tsy ho menatra izahay
Ny hibebaka aminao
Noho ny ratsy jlwx vitanay
Ref: dtyg Andriamanitra ô!Jesosy ô!
Ianao no hifonanay
Ka mangataka ny fanahinao
Hanadio anay
Jehovah mpiandry fo ô!
Vononaizahay
Tsy hangataka andro intsony
Fa hanolotra ny fonay
Ref: Andriamanitra ô! Jesosy ô!
Hanolo-tena ho Anao izahay
Ka mangataka mba raiso re
Ity tononkira.serasera.org mpanota very eh!
Andriamanitra Tomponay kcwticuj ô!
Tsy ho menatra izahay
Ny hibebaka aminao
Noho ny ratsy jlwx vitanay
Ref: dtyg Andriamanitra ô!Jesosy ô!
Ianao no hifonanay
Ka mangataka ny fanahinao
Hanadio anay
Jehovah mpiandry fo ô!
Vononaizahay
Tsy hangataka andro intsony
Fa hanolotra ny fonay
Ref: Andriamanitra ô! Jesosy ô!
Hanolo-tena ho Anao izahay
Ka mangataka mba raiso re
Ity tononkira.serasera.org mpanota very eh!
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK 'lay Mpiantsa SoaHits : 720
Likes : 0 Like
Created by : fetramaharosoa
Date : 06/09/2022 18:08
