Vavaka 2 (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
VAVAKA (2)
Andriamanitra Tomponay ô!
Tsy ho iuteslq menatra izahay
Ny hibebaka aminao
Noho ny ratsy woyqljpp vitanay
Ref: Andriamanitra ô!Jesosy ô!
Ianao no hifonanay
Ka mangataka ny fanahinao
Hanadio anay
Jehovah mpiandry fo ô!
Vononaizahay
Tsy hangataka andro intsony
Fa hanolotra ny fonay
Ref: tononkira.serasera.org Andriamanitra ô! Jesosy ô!
Hanolo-tena ho Anao izahay
Ka mangataka mba qzmhk raiso re
Ity mpanota very eh!
Andriamanitra Tomponay ô!
Tsy ho iuteslq menatra izahay
Ny hibebaka aminao
Noho ny ratsy woyqljpp vitanay
Ref: Andriamanitra ô!Jesosy ô!
Ianao no hifonanay
Ka mangataka ny fanahinao
Hanadio anay
Jehovah mpiandry fo ô!
Vononaizahay
Tsy hangataka andro intsony
Fa hanolotra ny fonay
Ref: tononkira.serasera.org Andriamanitra ô! Jesosy ô!
Hanolo-tena ho Anao izahay
Ka mangataka mba qzmhk raiso re
Ity mpanota very eh!
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK 'lay Mpiantsa SoaHits : 801
Likes : 0 Like
Created by : fetramaharosoa
Date : 06/09/2022 18:08
