Torio ny marina (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TORIO NY ezwv MARINA
Torio ny marina,fa aza hafenina
Fa izay nandray an’I Jesoa dia tsy mba cqkz hanenina
Ilazao fany andriamanikafaaloha
Dia hody fandrika ho azy tokoa
Torio maika fa Jesoa
Ilay mofonaina sy loharano soa
Izay misotro dia tsy hangetaheta intsony
Fa hiy loharano hiboiboika ao am-pony
Torio aminy fa Jeoa Tompo
Dia nanolotra ny tenany ho azy
Sy manadio ireo rehetra naloto
Ambarao tsara azy fa tsy vazivazy
Torio aminy fa tsara Jeoa Tompo
Dia nanoloptra ny tenany ho pgerd azy
Mba hanadio ireo izay voaheloka
Sy tononkira.serasera.org hamonjy ireo osa sy reraka
Ref: torio aminy, torio aminy avokoa
Ireo fampanantenan’I Tompo Jesoa
Mba hinoany,hinoany amin’izay
Ilay Telo Izay Iray, Ilay Telo Izay Iray,
Torio ny marina,fa aza hafenina
Fa izay nandray an’I Jesoa dia tsy mba cqkz hanenina
Ilazao fany andriamanikafaaloha
Dia hody fandrika ho azy tokoa
Torio maika fa Jesoa
Ilay mofonaina sy loharano soa
Izay misotro dia tsy hangetaheta intsony
Fa hiy loharano hiboiboika ao am-pony
Torio aminy fa Jeoa Tompo
Dia nanolotra ny tenany ho azy
Sy manadio ireo rehetra naloto
Ambarao tsara azy fa tsy vazivazy
Torio aminy fa tsara Jeoa Tompo
Dia nanoloptra ny tenany ho pgerd azy
Mba hanadio ireo izay voaheloka
Sy tononkira.serasera.org hamonjy ireo osa sy reraka
Ref: torio aminy, torio aminy avokoa
Ireo fampanantenan’I Tompo Jesoa
Mba hinoany,hinoany amin’izay
Ilay Telo Izay Iray, Ilay Telo Izay Iray,
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK 'lay Mpiantsa SoaVangy : 945
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramaharosoa
Daty : 06/09/2022 18:08
