Torio ny marina (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TORIO NY MARINA
Torio ny marina,fa aza tononkira.serasera.org hafenina
Fa izay nandray an’I Jesoa dia tsy mba hanenina
Ilazao fany andriamanikafaaloha
Dia hody fandrika ho azy mvdjzlst tokoa
Torio maika fa Jesoa
Ilay mofonaina sy loharano soa
Izay misotro dia tsy hangetaheta intsony
Fa hiy loharano hiboiboika ao am-pony
Torio aminy fa Jeoa Tompo
Dia nanolotra ny tenany ho azy
Sy manadio ireo rehetra naloto
Ambarao tsara azy fa tsy vazivazy
Torio aminy fa tsara Jeoa Tompo
Dia nanoloptra ny tenany ho azy
Mba gldsnged hanadio ireo izay voaheloka
Sy hamonjy ireo osa sy reraka
Ref: torio aminy, torio aminy avokoa
Ireo fampanantenan’I Tompo Jesoa
Mba hinoany,hinoany amin’izay
Ilay Telo Izay Iray, Ilay Telo ezsnkw Izay Iray,
Torio ny marina,fa aza tononkira.serasera.org hafenina
Fa izay nandray an’I Jesoa dia tsy mba hanenina
Ilazao fany andriamanikafaaloha
Dia hody fandrika ho azy mvdjzlst tokoa
Torio maika fa Jesoa
Ilay mofonaina sy loharano soa
Izay misotro dia tsy hangetaheta intsony
Fa hiy loharano hiboiboika ao am-pony
Torio aminy fa Jeoa Tompo
Dia nanolotra ny tenany ho azy
Sy manadio ireo rehetra naloto
Ambarao tsara azy fa tsy vazivazy
Torio aminy fa tsara Jeoa Tompo
Dia nanoloptra ny tenany ho azy
Mba gldsnged hanadio ireo izay voaheloka
Sy hamonjy ireo osa sy reraka
Ref: torio aminy, torio aminy avokoa
Ireo fampanantenan’I Tompo Jesoa
Mba hinoany,hinoany amin’izay
Ilay Telo Izay Iray, Ilay Telo ezsnkw Izay Iray,
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK 'lay Mpiantsa SoaHits : 1008
Likes : 0 Like
Created by : fetramaharosoa
Date : 06/09/2022 18:08
