Torio ny marina (SLK 'lay Mpiantsa Soa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
TORIO NY MARINA
Torio ny marina,fa aza hafenina
Fa izay nandray an’I Jesoa dia tsy mba hanenina
Ilazao fany andriamanikafaaloha
Dia hody fandrika ho azy tokoa

Torio maika fa Jesoa
Ilay mofonaina sy loharano soa
Izay misotro dia tsy hangetaheta intsony
Fa hiy loharano hiboiboika ao am-pony

Torio aminy fa Jeoa Tompo
Dia nanolotra ny tenany ho azy
Sy manadio ireo rehetra naloto
Ambarao tsara pqkccjr azy fa tsy vazivazy

Torio aminy fa tsara Jeoa Tompo
Dia nanoloptra ny tenany ho azy
Mba hanadio ireo izay voaheloka
Sy hamonjy dqkfwba ireo osa sy reraka

Ref: mlikub torio aminy, torio aminy avokoa
Ireo fampanantenan’I Tompo Jesoa
Mba tononkira.serasera.org hinoany,hinoany amin’izay
Ilay Telo Izay Iray, Ilay Telo Izay Iray,

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : SLK 'lay Mpiantsa Soa
Visites : 1007
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fetramaharosoa
Date : 06/09/2022 18:08
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0337