Lalam-pamonjena (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
LALAM-PAMONJENA
Ref: Lalam-pamonjena, llvee qdicnx lalam-pandresena
Ty manam-paharoa ny fitiavanao
Lalam-pamonjena, lalam-pandresena
Ty manam-paharoa ny tononkira.serasera.org fitiavanao
Fa toy izao no nitiavan’andriamanitra izao tontolo izao
Nomeny ny zanany lahitokana ywjsmv dia Kristy Tompo
Mba tsy hisy ho very izay rehetra mino Azy
Fa hanana fiainana,hanana fiainana, Fiainana mandrakizay

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK 'lay Mpiantsa SoaVangy : 820
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramaharosoa
Daty : 06/09/2022 18:08