Lalam-pamonjena (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
LALAM-PAMONJENA
Ref: Lalam-pamonjena, lalam-pandresena
Ty manam-paharoa ny fitiavanao
Lalam-pamonjena, lalam-pandresena
Ty manam-paharoa ny fitiavanao
Fa toy izao no nitiavan’andriamanitra izao tontolo izao
Nomeny ny zanany lahitokana dia Kristy tononkira.serasera.org Tompo
Mba pfzita tsy gecpq hisy ho very rcitlr izay rehetra mino Azy
Fa hanana fiainana,hanana fiainana, Fiainana mandrakizay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLK 'lay Mpiantsa SoaVisites : 866
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fetramaharosoa
Date : 06/09/2022 18:08