Lalam-pamonjena (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
LALAM-PAMONJENARef: Lalam-pamonjena, lalam-pandresena
Ty manam-paharoa ny fitiavanao
Lalam-pamonjena, lalam-pandresena
Ty manam-paharoa ny fitiavanao
Fa toy izao no nitiavan’andriamanitra izao tontolo izao
Nomeny ny zanany lahitokana dia Kristy Tompo
Mba tsy hisy ho very izay rehetra mino Azy
Fa hanana fiainana,hanana fiainana, Fiainana mandrakizay
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK 'lay Mpiantsa SoaHits : 456
Likes : 0 Like
Created by : fetramaharosoa
Date : 06/09/2022 18:08