Famindram-po (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matoa izahay mbola velona ka vory eto izao
Dia noho ny famindram-ponao
Tsy lavon’ny aretina tsy ravan’ny loza koa
Fa namindranao fo
Fa tsy takatry ny sainay ny fiarovanao ô!
Ray Malala ô
Fa tena mahagaga loatra ho aho
Ny famindram-ponao
Maha te hioby eh, maha te hidera, ny fitantananao
Maha te hioby eh, maha qeqhm te hidera, Ny fahasoavanao
Tsara Ianao
Eny!!! Raha ny herinay sy pydctl tanjakay
Tsy toy izao izahay
Eny!!! Ianao irery ihany Tompo ô, no
Azo qlengv hianteherana
Eny!!! Ny famindram-ponao irery ihany
No tsy nahalany ritra anay tononkira.serasera.org
Eny!!! Ny tombonandro sy ny fotoana
Dia avy aminao (x3)
Lehibe ny famindram-ponao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK 'lay Mpiantsa SoaVangy : 520
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramaharosoa
Daty : 13/06/2024 10:14