Famindram-po (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Matoa izahay mbola velona ka vory eto izao
Dia noho ny famindram-ponao
Tsy ehnftee lavon’ny aretina tsy ravan’ny loza koa
Fa namindranao fo
Fa tsy takatry ny sainay ny fiarovanao ô!
Ray Malala ô
Fa tena bcpah mahagaga loatra ho aho
Ny famindram-ponao
Maha te hioby eh, maha te hidera, ny fitantananao
Maha te hioby eh, maha te hidera, Ny fahasoavanao
Tsara Ianao
Eny!!! Raha ny herinay sy tanjakay
Tsy tononkira.serasera.org toy izao izahay
Eny!!! Ianao irery ihany Tompo ô, no
Azo qyoa hianteherana
Eny!!! Ny famindram-ponao irery ihany
No tsy nahalany ritra anay
Eny!!! Ny tombonandro sy ny fotoana
Dia avy aminao (x3)
Lehibe ny famindram-ponao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLK 'lay Mpiantsa SoaVisites : 563
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fetramaharosoa
Date : 13/06/2024 10:14