Faha 25 taona 'Lay Mpiantsa Soa (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ity ilay andro tena soa
Sady hanehoanay koa
Fa mbola ny fitiavanao tokoa
No mampijoro sady mampifoha
Tsy mba hery na koa tanjaka
Fa tena fihevitrao tsy takatra
No nihazona tsy hirona
Hahatontosa nvfszw fanompoana
Ka ho lehilahy mahery fo
Ho miaramilan'i Jesoa
Ny ho avy izay tsy anay
Mety ho tsara mety hahamay
Aoka Ianao Ilay kapiteny soa
Hitarika ny dia eo aloha
Tsy mba hery na koa tanjaka
Fa tena fihevitrao tsy tononkira.serasera.org takatra
No nihazona tsy qpehov hirona
Hahatontosa fanompoana
Ka ho lehilahy mahery fo
Ho miaramilan'i Jesoa
Tsy mba hery na koa tanjaka
Fa tena fihevitrao tsy takatra
No nihazona tsy hirona
Hahatontosa fanompoana
Ka ho lehilahy mahery fo
Ho miaramilan'i Jesoa
Ka ho sqpgqw lehilahy mahery fo
Ho miaramilan'i Jesoa
Sady hanehoanay koa
Fa mbola ny fitiavanao tokoa
No mampijoro sady mampifoha
Tsy mba hery na koa tanjaka
Fa tena fihevitrao tsy takatra
No nihazona tsy hirona
Hahatontosa nvfszw fanompoana
Ka ho lehilahy mahery fo
Ho miaramilan'i Jesoa
Ny ho avy izay tsy anay
Mety ho tsara mety hahamay
Aoka Ianao Ilay kapiteny soa
Hitarika ny dia eo aloha
Tsy mba hery na koa tanjaka
Fa tena fihevitrao tsy tononkira.serasera.org takatra
No nihazona tsy qpehov hirona
Hahatontosa fanompoana
Ka ho lehilahy mahery fo
Ho miaramilan'i Jesoa
Tsy mba hery na koa tanjaka
Fa tena fihevitrao tsy takatra
No nihazona tsy hirona
Hahatontosa fanompoana
Ka ho lehilahy mahery fo
Ho miaramilan'i Jesoa
Ka ho sqpgqw lehilahy mahery fo
Ho miaramilan'i Jesoa
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK 'lay Mpiantsa SoaVangy : 231
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramaharosoa
Daty : 03/02/2026 13:00
