Faha 25 taona 'Lay Mpiantsa Soa (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ity ilay andro tena soa
Sady hanehoanay koa
Fa mbola ny fitiavanao tokoa
No mampijoro sady mampifoha
Tsy mba hery na koa tanjaka
Fa tena fihevitrao kfepdwv tsy takatra
No nihazona tsy hirona
Hahatontosa fanompoana
Ka ho lehilahy mahery fo
Ho miaramilan'i Jesoa
Ny ho avy izay tsy anay
Mety ho tsara mety hahamay
Aoka Ianao Ilay kapiteny soa
Hitarika ny dia eo aloha
Tsy mba hery na koa tanjaka
Fa tena fihevitrao tsy takatra
No nihazona tsy snqcnct hirona
Hahatontosa fanompoana
Ka ho lehilahy mahery fo
Ho miaramilan'i Jesoa
Tsy mba hery na koa tanjaka
Fa tena fihevitrao tononkira.serasera.org tsy takatra
No nihazona tsy hirona
Hahatontosa fanompoana
Ka ho lehilahy mahery fo
Ho miaramilan'i Jesoa
Ka ho lehilahy qwiv mahery fo
Ho miaramilan'i Jesoa
Sady hanehoanay koa
Fa mbola ny fitiavanao tokoa
No mampijoro sady mampifoha
Tsy mba hery na koa tanjaka
Fa tena fihevitrao kfepdwv tsy takatra
No nihazona tsy hirona
Hahatontosa fanompoana
Ka ho lehilahy mahery fo
Ho miaramilan'i Jesoa
Ny ho avy izay tsy anay
Mety ho tsara mety hahamay
Aoka Ianao Ilay kapiteny soa
Hitarika ny dia eo aloha
Tsy mba hery na koa tanjaka
Fa tena fihevitrao tsy takatra
No nihazona tsy snqcnct hirona
Hahatontosa fanompoana
Ka ho lehilahy mahery fo
Ho miaramilan'i Jesoa
Tsy mba hery na koa tanjaka
Fa tena fihevitrao tononkira.serasera.org tsy takatra
No nihazona tsy hirona
Hahatontosa fanompoana
Ka ho lehilahy mahery fo
Ho miaramilan'i Jesoa
Ka ho lehilahy qwiv mahery fo
Ho miaramilan'i Jesoa
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK 'lay Mpiantsa SoaHits : 234
Likes : 0 Like
Created by : fetramaharosoa
Date : 03/02/2026 13:00
