Asandratro (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ASANDRATRO
Asandratro ny dera, Asandratro tononkira.serasera.org ny laza
Ho Anao Ilay nanao izao tontolo izao
Asandratro ny kalo, asandratro ny hira
Hilazako famahery Ianao
Tsy misy zavatra qgpxc na olona
Azo oharina amin’ny fahlehibiazanao
Fa mahery nohon’ny mahery indrindra Ianao Ray ô!
Tsy misy ny tahaka Anao ô! ô!
Fa ozra lehibe tokoa ny herinao
Tsy misy xmezhgov ny tahaka Anao ô! Ô!
Fa Ray manan-daza Ianao
Asandratro ny dera, Asandratro tononkira.serasera.org ny laza
Ho Anao Ilay nanao izao tontolo izao
Asandratro ny kalo, asandratro ny hira
Hilazako famahery Ianao
Tsy misy zavatra qgpxc na olona
Azo oharina amin’ny fahlehibiazanao
Fa mahery nohon’ny mahery indrindra Ianao Ray ô!
Tsy misy ny tahaka Anao ô! ô!
Fa ozra lehibe tokoa ny herinao
Tsy misy xmezhgov ny tahaka Anao ô! Ô!
Fa Ray manan-daza Ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK 'lay Mpiantsa SoaHits : 819
Likes : 0 Like
Created by : fetramaharosoa
Date : 06/09/2022 09:06
