Asandratro (SLK 'lay Mpiantsa Soa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ASANDRATRO
Asandratro ny dera, Asandratro ny laza
Ho Anao Ilay nanao izao tontolo izao
Asandratro lhcjacd ny kalo, vxslcdp tononkira.serasera.org asandratro ny hira
Hilazako famahery Ianao
Tsy misy zavatra na olona
Azo oharina amin’ny fahlehibiazanao
Fa mahery nohon’ny mahery indrindra Ianao Ray ô!
Tsy misy ny tahaka Anao ô! ô!
Fa lehibe jqbedgt tokoa ny herinao
Tsy misy ny tahaka Anao ô! Ô!
Fa Ray manan-daza Ianao
Asandratro ny dera, Asandratro ny laza
Ho Anao Ilay nanao izao tontolo izao
Asandratro lhcjacd ny kalo, vxslcdp tononkira.serasera.org asandratro ny hira
Hilazako famahery Ianao
Tsy misy zavatra na olona
Azo oharina amin’ny fahlehibiazanao
Fa mahery nohon’ny mahery indrindra Ianao Ray ô!
Tsy misy ny tahaka Anao ô! ô!
Fa lehibe jqbedgt tokoa ny herinao
Tsy misy ny tahaka Anao ô! Ô!
Fa Ray manan-daza Ianao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK 'lay Mpiantsa SoaVangy : 863
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramaharosoa
Daty : 06/09/2022 09:06
