Ray ô ! (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray ô! Mifona ity zanaka adala
Mivalo re mivalo fa saika tononkira.serasera.org ankahala Anao aho
Tsy tsapako fa ilay fitsapana nataonao
No indro nanova ho fiainam-baovaoMitalaho re, mivalo re Ray ô
Fa ny androko sisa dia hiderako qxffu Anao
Eny ô! Ray ô mivalo ikalfru aho nynbyxw re
Fa manomboka androany dia ianao no reharehako

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK AmbohidroaVangy : 799
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mendrikaanja
Daty : 04/04/2022 18:56