Ray ô ! (SLK Ambohidroa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ray ô! Mifona ity zanaka adala
Mivalo re mivalo fa saika ankahala Anao aho
Tsy tsapako fa ilay fitsapana nataonao
No indro nanova taqgjlfs tononkira.serasera.org ho fiainam-baovaoMitalaho re, mivalo re Ray optmucfr ô
Fa ny androko sisa dia hiderako Anao
Eny ô! Ray ô mivalo aho re
Fa manomboka androany dia ianao no reharehako ftcsor

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : SLK Ambohidroa
Visites : 801
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mendrikaanja
Date : 04/04/2022 18:56
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0348