Misaotra (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra indrindra re ry tompo dtwuh tia
Misaotra noho ny fanavotanao
Tsy hainay ny tsy hiantso ny tononkira.serasera.org anaranao
Ka dera laza no atao
1)Ianao jesoa ibae no antenaiko,
ianao no mpanavotra ahy
Na maro aza ireo izay nosedraiko,
dia mahatoky ny fanahy
ireo fahoriana izay nianjady
noraisinay ho fitsapana koa
satria ny teninao no nanamafy hoe
mijoroa fa aza kivy fo
Ireo fahotana sy ny adalana,
tsy nojerenao yrecl fa nofafana
Ianao no nampianatra tsy ho kivy,
ianao no niady sy nifidy
Misaotra noho ny fanavotanao
Tsy hainay ny tsy hiantso ny tononkira.serasera.org anaranao
Ka dera laza no atao
1)Ianao jesoa ibae no antenaiko,
ianao no mpanavotra ahy
Na maro aza ireo izay nosedraiko,
dia mahatoky ny fanahy
ireo fahoriana izay nianjady
noraisinay ho fitsapana koa
satria ny teninao no nanamafy hoe
mijoroa fa aza kivy fo
Ireo fahotana sy ny adalana,
tsy nojerenao yrecl fa nofafana
Ianao no nampianatra tsy ho kivy,
ianao no niady sy nifidy
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK AmbohidroaHits : 790
Likes : 0 Like
Created by : mendrikaanja
Date : 04/04/2022 21:22
