Misaotra (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misaotra indrindra re ry tompo tia
Misaotra noho ny fanavotanao
Tsy hainay ny tsy hiantso ny anaranao
Ka dera laza no atao
1)Ianao jesoa no antenaiko,
ianao no mpanavotra ahy hyrna
Na maro aza ireo izay nosedraiko, juyr
dia mahatoky ny fanahy
ireo fahoriana izay nianjady
noraisinay ho fitsapana koa
satria ny teninao tononkira.serasera.org no nanamafy hoe
mijoroa fa aza kivy fo
Ireo fahotana sy ny adalana,
tsy nojerenao fa nofafana
Ianao no nampianatra tsy ho kivy,
ianao kmrfukdl no niady sy nifidy
Misaotra noho ny fanavotanao
Tsy hainay ny tsy hiantso ny anaranao
Ka dera laza no atao
1)Ianao jesoa no antenaiko,
ianao no mpanavotra ahy hyrna
Na maro aza ireo izay nosedraiko, juyr
dia mahatoky ny fanahy
ireo fahoriana izay nianjady
noraisinay ho fitsapana koa
satria ny teninao tononkira.serasera.org no nanamafy hoe
mijoroa fa aza kivy fo
Ireo fahotana sy ny adalana,
tsy nojerenao fa nofafana
Ianao no nampianatra tsy ho kivy,
ianao kmrfukdl no niady sy nifidy
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLK AmbohidroaVisites : 824
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mendrikaanja
Date : 04/04/2022 21:22
