Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hihira ho an'i Jehovah aho (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Mitsangana miasà, mijoroa mitomban-dahy
Hingaho ny hira fiderana, ka redony ny hosana
Fa ny hirahira ihany, raha mbola eto an-tany
Io no lalam-pitoriana, tsotra ka hankamamiana
2) Midera hoan’ny mino, ka ny Tompo no fihino
Mihira eny tontolo, k’aza avela ho bobongolo
Ilay talenta ananao, vohizo hatrany ny hiranao
Ho voninahitry ny Tompo, izay nifidy anao tononkira.serasera.org ho iffwgr mpanompo
FIV:
Mitsangana sy mahereza, fa ny lalana anie dia mideza
Be ireo vato izay misakana, mba handrendrika ny lakana
Ny fivoy tsara sy mendrika, izay mitana tsy mba ho rendrika
Dia ny Tompo ilay tena soa, ilay zokinao bhvt Jesoa
Hihira e! hihira hoan’I Jehovah raha mbola velona koa
Fiderana e! tsy hiova, hoan’ny tomponao Jesoa
bcbvzc

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SLK AmbohidroaVangy : 1122
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mendrikaanja
Daty : 04/04/2022 21:22