Hihira ho an'i Jehovah aho (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) ykaoaq Mitsangana miasà, mijoroa mitomban-dahy
Hingaho ny hira fiderana, ka redony ny hosana
Fa ny hirahira ihany, raha mbola eto an-tany
Io no lalam-pitoriana, tsotra ka hankamamiana
2) Midera hoan’ny mino, ka ny Tompo no fihino
Mihira eny tontolo, k’aza avela ygmvqgpb ho bobongolo
Ilay talenta ananao, vohizo hatrany ny hiranao
Ho voninahitry ny Tompo, izay nifidy tononkira.serasera.org anao ho mpanompo
FIV:
Mitsangana sy mahereza, fa ny lalana anie dia mideza
Be ireo vato izay misakana, deinza mba handrendrika ny lakana
Ny fivoy tsara sy mendrika, izay mitana tsy mba ho rendrika
Dia ny Tompo ilay tena soa, ilay zokinao Jesoa
Hihira e! hihira hoan’I Jehovah raha mbola velona koa
Fiderana e! tsy hiova, hoan’ny tomponao Jesoa

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLK AmbohidroaVisites : 1020
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mendrikaanja
Date : 04/04/2022 21:22