Fa katsaho (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org Raha tonga ny fotoana
Handaozanao ny tany
Moa efa mba no saininao ve
Zay ho vantanina any
Any an-danitra any
Ho faly ve sa hitomany
Tsy hisy hahazaka, Na vary fito venty
Hiakatra glgtcnz cejprtbh any ambony any
Zava-poana ihany
Ny fiainana eto an-tany
Tsy mba haharitra
tsy hahatonga anao ho any
FIV
Fa katsaho aloha ny fanjakan’Andriamanitra
Katsahao shlyj aloha ny fanjakany
Ny fanjakan’ny Tompontsika
Aza variana foana ny fiainana eto an-tany
Izay mandalo miserana ihany
Fa mahonona tena ho mendrika ny Tompo
Dia hanampy anao ny zava-drehetra
Handaozanao ny tany
Moa efa mba no saininao ve
Zay ho vantanina any
Any an-danitra any
Ho faly ve sa hitomany
Tsy hisy hahazaka, Na vary fito venty
Hiakatra glgtcnz cejprtbh any ambony any
Zava-poana ihany
Ny fiainana eto an-tany
Tsy mba haharitra
tsy hahatonga anao ho any
FIV
Fa katsaho aloha ny fanjakan’Andriamanitra
Katsahao shlyj aloha ny fanjakany
Ny fanjakan’ny Tompontsika
Aza variana foana ny fiainana eto an-tany
Izay mandalo miserana ihany
Fa mahonona tena ho mendrika ny Tompo
Dia hanampy anao ny zava-drehetra
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK AmbohidroaHits : 682
Likes : 0 Like
Created by : mendrikaanja
Date : 04/04/2022 12:15
