Ato am-poko (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ato am-poko no iraketako
Ny teninao Jehovah ô
Ato am-poko no itandremako
Sy hanarahako ny didinao
Ato am-poko no anekeko
Fa tiako Ianao
Ka lcqftc ny tokony ho atao
Dia ny midera ny anaranao
Sy anambara ny asanao
Sy ny halebiazanao
Amin’izao tontolo izao
Fa mpanjaka tononkira.serasera.org ny mpanjaka mahery Ianao
Ato am-poko no iraketako ny teninao
Ato am-poko no itandremako ny didinao
Ato am-poko no anekeko fa tiako zwoprsj Ianao
Ka ny tokony ho atao
Midera ny anaranao Sy hitory ireo asanao
Amin’izao tontolo izao, fa mpanjaka cyapjw ny mpanjaka
Mahery Ianao
Ny teninao Jehovah ô
Ato am-poko no itandremako
Sy hanarahako ny didinao
Ato am-poko no anekeko
Fa tiako Ianao
Ka lcqftc ny tokony ho atao
Dia ny midera ny anaranao
Sy anambara ny asanao
Sy ny halebiazanao
Amin’izao tontolo izao
Fa mpanjaka tononkira.serasera.org ny mpanjaka mahery Ianao
Ato am-poko no iraketako ny teninao
Ato am-poko no itandremako ny didinao
Ato am-poko no anekeko fa tiako zwoprsj Ianao
Ka ny tokony ho atao
Midera ny anaranao Sy hitory ireo asanao
Amin’izao tontolo izao, fa mpanjaka cyapjw ny mpanjaka
Mahery Ianao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SLK AmbohidroaHits : 1179
Likes : 0 Like
Created by : mendrikaanja
Date : 29/09/2019 12:38
