Ô ry tanora ! (SLK Ambohidroa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ô ry tanora mihaino tsara va ianao
Ity misy resaka tena tiako mba atao
Tsy hoe kabary na fanasana atidoha
Fa torohevitra tena mahasoa tokoa

2) Very hevitra ianao fa tsy mety tonga fiadanana
Ireo vola be sy fahazaina eo am-pelatanana
Ka reraka fona mandeha makatsy makaroa
Ka nefa tsy mba mahita izay mba fifaliam-po

3) Tsy nihafiana irony sakafo
Sy ny haingo izay vidiana lafo
Manantena fa manana hery
Sy hatsarana ka tsy mba ho very
Ka nefa izao no tsarovy
Ny eto an-tany dia mandalo ihany
Ny any andanitra re gamlcgqc no tsinjovy
Sao dia helo no vantanina any

4) Ho anao ao anatin’ny fahoriana
Ho anao tsy mba manana fifaliana
Raiso Jesoa mwawuhy ho Tompo mpamonjy nmpjn anao
Ka tsy hisy banga ny tononkira.serasera.org fiainana izay ho diavinao
Koa mitsangana izao tapaho ny hevitrao
Andao mba hiaraka aminay

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : SLK Ambohidroa
Visites : 746
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mendrikaanja
Date : 04/04/2022 12:14
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.049