Ô ry tanora ! (SLK Ambohidroa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ô ry tanora mihaino tsara va ianao
Ity misy resaka tena tiako mba atao
Tsy hoe kabary na fanasana atidoha
Fa torohevitra tena mahasoa tokoa
2) Very hevitra ianao fa tsy mety yixdray tonga fiadanana
Ireo vola be eignr sy fahazaina eo am-pelatanana
Ka reraka fona mandeha makatsy makaroa
Ka nefa tsy mba mahita izay mba fifaliam-po
3) Tsy jpyuapzm nihafiana irony sakafo
Sy ny haingo izay vidiana lafo
Manantena fa manana hery
Sy hatsarana ka tsy mba ho very
Ka nefa izao no tsarovy
Ny eto an-tany dia mandalo ihany
Ny any andanitra re no tsinjovy
Sao dia helo no vantanina any
4) Ho anao ao anatin’ny fahoriana
Ho anao tononkira.serasera.org tsy mba manana fifaliana
Raiso Jesoa ho Tompo mpamonjy anao
Ka tsy hisy banga ny fiainana izay ho diavinao
Koa mitsangana izao tapaho ny hevitrao
Andao mba hiaraka aminay
Ity misy resaka tena tiako mba atao
Tsy hoe kabary na fanasana atidoha
Fa torohevitra tena mahasoa tokoa
2) Very hevitra ianao fa tsy mety yixdray tonga fiadanana
Ireo vola be eignr sy fahazaina eo am-pelatanana
Ka reraka fona mandeha makatsy makaroa
Ka nefa tsy mba mahita izay mba fifaliam-po
3) Tsy jpyuapzm nihafiana irony sakafo
Sy ny haingo izay vidiana lafo
Manantena fa manana hery
Sy hatsarana ka tsy mba ho very
Ka nefa izao no tsarovy
Ny eto an-tany dia mandalo ihany
Ny any andanitra re no tsinjovy
Sao dia helo no vantanina any
4) Ho anao ao anatin’ny fahoriana
Ho anao tononkira.serasera.org tsy mba manana fifaliana
Raiso Jesoa ho Tompo mpamonjy anao
Ka tsy hisy banga ny fiainana izay ho diavinao
Koa mitsangana izao tapaho ny hevitrao
Andao mba hiaraka aminay
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SLK AmbohidroaVisites : 690
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : mendrikaanja
Date : 04/04/2022 12:14
