Tsy ho nenina (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. efa nolazaina, hatrizay ela izay
fa ho avy ny andro, hiverenany indray
hitsara ahy sy ianao ety an-tany
sy izay rehetra natao
na tsara na ratsy
amin'izany andro izany
tsy hisy intsony tomany
ho foana ny sento sy ranomaso
amin'izany cexmvn andro izany
tsy hisy indsony tomany
fa Jesoa ho avy
handray ny olony
2. izao no tononkira.serasera.org hafatra
omeny anao indray anio
hoe ny teniko
ambarao sy torio
mba tsy csnxiw ho neninao
raha tonga ilay andro
hitakiany aminao
izay vokatra
satria mbola maro be
ireo ivelan'ny vala
izay tsy mandre sy tsy mahalala
satria mbola maro be
ireo velan'ny vala
mila antsika izy aafpkclj anie
hitory, hanambara
amin'izany andro izany
tsy hisy intsony tomany...
fa ho avy ny andro, hiverenany indray
hitsara ahy sy ianao ety an-tany
sy izay rehetra natao
na tsara na ratsy
amin'izany andro izany
tsy hisy intsony tomany
ho foana ny sento sy ranomaso
amin'izany cexmvn andro izany
tsy hisy indsony tomany
fa Jesoa ho avy
handray ny olony
2. izao no tononkira.serasera.org hafatra
omeny anao indray anio
hoe ny teniko
ambarao sy torio
mba tsy csnxiw ho neninao
raha tonga ilay andro
hitakiany aminao
izay vokatra
satria mbola maro be
ireo ivelan'ny vala
izay tsy mandre sy tsy mahalala
satria mbola maro be
ireo velan'ny vala
mila antsika izy aafpkclj anie
hitory, hanambara
amin'izany andro izany
tsy hisy intsony tomany...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 312
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 11/11/2025 09:23
