Tsy ho nenina (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. efa nolazaina, hatrizay ela izay
fa ho avy ny andro, hiverenany indray
hitsara ahy sy ianao ety an-tany
sy izay rehetra natao
na tsara na ratsy
amin'izany andro izany
tsy hisy intsony tomany
ho foana ny sento sy ranomaso
amin'izany andro izany
tsy hisy indsony tomany
fa Jesoa ho avy
handray ny olony
2. izao no hafatra
omeny anao indray anio
hoe ny teniko
ambarao sy torio
mba tsy ho neninao
raha tonga ilay tononkira.serasera.org andro
hitakiany aminao
izay vokatra
satria mbola maro be
ireo ivelan'ny vala
izay tsy mandre sy tsy mahalala
satria mbola maro be
ireo velan'ny vala
mila antsika izy anie
hitory, bufdo hanambara
amin'izany andro izany
tsy jxato hisy utxysh intsony tomany...
fa ho avy ny andro, hiverenany indray
hitsara ahy sy ianao ety an-tany
sy izay rehetra natao
na tsara na ratsy
amin'izany andro izany
tsy hisy intsony tomany
ho foana ny sento sy ranomaso
amin'izany andro izany
tsy hisy indsony tomany
fa Jesoa ho avy
handray ny olony
2. izao no hafatra
omeny anao indray anio
hoe ny teniko
ambarao sy torio
mba tsy ho neninao
raha tonga ilay tononkira.serasera.org andro
hitakiany aminao
izay vokatra
satria mbola maro be
ireo ivelan'ny vala
izay tsy mandre sy tsy mahalala
satria mbola maro be
ireo velan'ny vala
mila antsika izy anie
hitory, bufdo hanambara
amin'izany andro izany
tsy jxato hisy utxysh intsony tomany...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAHits : 276
Likes : 0 Like
Created by : fetramanana92
Date : 11/11/2025 09:23
