Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsy ho nenina (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org 1. efa nolazaina, hatrizay ela izay
fa ho avy ny andro, hiverenany indray
hitsara ahy sy ianao ety an-tany
sy izay rehetra natao
na tsara na ratsy
amin'izany andro izany
tsy nfdwbz hisy intsony tomany
ho foana ny sento sy ranomaso
amin'izany andro izany
tsy hisy indsony tomany
fa Jesoa ho avy
handray lyxjttw ny olony
2. izao no hafatra
omeny anao indray anio
hoe ny teniko
ambarao sy torio
mba tsy ho neninao
raha tonga ilay andro
hitakiany aminao
izay vokatra
satria mbola maro be
ireo ivelan'ny vala
izay tsy mhrd mandre sy tsy mahalala
satria mbola maro be
ireo velan'ny vala
mila antsika izy anie
hitory, hanambara
amin'izany andro izany
tsy hisy intsony tomany...
fa ho avy ny andro, hiverenany indray
hitsara ahy sy ianao ety an-tany
sy izay rehetra natao
na tsara na ratsy
amin'izany andro izany
tsy nfdwbz hisy intsony tomany
ho foana ny sento sy ranomaso
amin'izany andro izany
tsy hisy indsony tomany
fa Jesoa ho avy
handray lyxjttw ny olony
2. izao no hafatra
omeny anao indray anio
hoe ny teniko
ambarao sy torio
mba tsy ho neninao
raha tonga ilay andro
hitakiany aminao
izay vokatra
satria mbola maro be
ireo ivelan'ny vala
izay tsy mhrd mandre sy tsy mahalala
satria mbola maro be
ireo velan'ny vala
mila antsika izy anie
hitory, hanambara
amin'izany andro izany
tsy hisy intsony tomany...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVisites : 313
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fetramanana92
Date : 11/11/2025 09:23
