Tsy hainay ny hangina (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. tsy hainay ny hangina Tompo o
tsy hiderana anao
tsy hainay ny hangina Tompo o
tsy hisaotra anao
noho ny soa sy fitahiana avy kgqgx aminao
famindram-po sy fitahiana avy aminao
tsy hainay ny hangina e, tsy hanandratra anao Ray
fa manodidina ahy ao aloha sy ao aoriana
ny fahasoavanao
2. ilay satana niady tononkira.serasera.org mafy hanakanana anay
tsy hampiteny sy hitory ny asanao Ray
nasehonao miharihary ny fahaizanao
ka niala maina tsy nahateny teo imasonao
(fahavalo resy ireny noho ny anaranao)
tsy hainay ny tlbwfr hangina e, tsy hanandratra pmdbrn anao Ray...

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAHits : 293
Likes : 0 Like
Created by : fetramanana92
Date : 06/11/2025 07:53