Tiako loatra (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. satrinay Ray o, isanandro izao
hankalaza sy hihira ho anao
fa mendrika ho anao izany qctd
ho anao, ho anao irery ihany
tsy tambonay isaina mantsy Tompo
ny hasoavanao mameno anay
2. raha izay fitsapana, mety handalo ihany
tsy hampihemotra na hahakivy anay
fa ianao hanolo-tsaina hatrany e
hitari-dalana anay
tsy mantsy zhchj handresy ihany indray andro any
izay tononkira.serasera.org maharitra aminao
fa tiako e, tiako e, tiako loatra e
ny miaraka aminao
fa soa, soa soa indrindra e
ny atkeeng eo akaikinao
ka na tafiotra mafy hitsoka
na rivo-doza hanafotra anay
efa hatrizay no efa nekenay
ny hitory anao Ray
hankalaza sy hihira ho anao
fa mendrika ho anao izany qctd
ho anao, ho anao irery ihany
tsy tambonay isaina mantsy Tompo
ny hasoavanao mameno anay
2. raha izay fitsapana, mety handalo ihany
tsy hampihemotra na hahakivy anay
fa ianao hanolo-tsaina hatrany e
hitari-dalana anay
tsy mantsy zhchj handresy ihany indray andro any
izay tononkira.serasera.org maharitra aminao
fa tiako e, tiako e, tiako loatra e
ny miaraka aminao
fa soa, soa soa indrindra e
ny atkeeng eo akaikinao
ka na tafiotra mafy hitsoka
na rivo-doza hanafotra anay
efa hatrizay no efa nekenay
ny hitory anao Ray
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVisites : 294
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fetramanana92
Date : 06/11/2025 08:02
