Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tiako loatra (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. satrinay Ray o, isanandro izao
hankalaza sy hihira ho anao
fa mendrika tononkira.serasera.org ho anao izany gpmdytca
ho anao, ho anao irery ihany
tsy tambonay isaina mantsy Tompo
ny hasoavanao mameno anay
2. raha izay fitsapana, mety handalo ihany
tsy hampihemotra na hahakivy anay
fa ianao hanolo-tsaina hatrany e
hitari-dalana anay
tsy mantsy handresy pdmjrs ihany indray andro any
izay maharitra aminao
fa tiako e, tiako e, tiako loatra e
ny fsncj miaraka aminao
fa soa, soa soa indrindra e
ny eo akaikinao
ka na tafiotra mafy hitsoka
na rivo-doza hanafotra anay
efa hatrizay no efa nekenay
ny hitory anao Ray
hankalaza sy hihira ho anao
fa mendrika tononkira.serasera.org ho anao izany gpmdytca
ho anao, ho anao irery ihany
tsy tambonay isaina mantsy Tompo
ny hasoavanao mameno anay
2. raha izay fitsapana, mety handalo ihany
tsy hampihemotra na hahakivy anay
fa ianao hanolo-tsaina hatrany e
hitari-dalana anay
tsy mantsy handresy pdmjrs ihany indray andro any
izay maharitra aminao
fa tiako e, tiako e, tiako loatra e
ny fsncj miaraka aminao
fa soa, soa soa indrindra e
ny eo akaikinao
ka na tafiotra mafy hitsoka
na rivo-doza hanafotra anay
efa hatrizay no efa nekenay
ny hitory anao Ray
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVisites : 295
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fetramanana92
Date : 06/11/2025 08:02
