Tiako loatra (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. satrinay Ray o, isanandro izao
hankalaza tononkira.serasera.org sy hihira ho anao
fa mendrika ho anao izany
ho anao, ctnve ho anao irery ihany
tsy tambonay isaina mantsy Tompo
ny hasoavanao mameno anay
2. joemfsx raha izay fitsapana, mety handalo ihany
tsy hampihemotra na hahakivy anay
fa ianao hanolo-tsaina hatrany e
hitari-dalana anay
tsy mantsy handresy ihany indray andro any
izay maharitra aminao
fa tiako e, tiako rjnybq e, tiako loatra e
ny miaraka aminao
fa soa, soa soa indrindra e
ny eo akaikinao
ka na tafiotra mafy hitsoka
na rivo-doza hanafotra anay
efa hatrizay no efa nekenay
ny hitory anao Ray
hankalaza tononkira.serasera.org sy hihira ho anao
fa mendrika ho anao izany
ho anao, ctnve ho anao irery ihany
tsy tambonay isaina mantsy Tompo
ny hasoavanao mameno anay
2. joemfsx raha izay fitsapana, mety handalo ihany
tsy hampihemotra na hahakivy anay
fa ianao hanolo-tsaina hatrany e
hitari-dalana anay
tsy mantsy handresy ihany indray andro any
izay maharitra aminao
fa tiako e, tiako rjnybq e, tiako loatra e
ny miaraka aminao
fa soa, soa soa indrindra e
ny eo akaikinao
ka na tafiotra mafy hitsoka
na rivo-doza hanafotra anay
efa hatrizay no efa nekenay
ny hitory anao Ray
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAHits : 338
Likes : 0 Like
Created by : fetramanana92
Date : 06/11/2025 08:02
