Sambatra aho (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
sambatra aho tompo
fa manana anao
miaina am-piadanana
ny ao anatio ao
ny tahotra sy ahiahy
dia etgbw lavitra tononkira.serasera.org ahy
miaina am-pifaliana anie tbzogzhg aho
fa manana anao
1. zaraiko aminao anio ilay hafaliana
Jesosy ao aminy tsy misy fahoriana
(lavitra azy)
ka andramo, andramo ka izahao fa tsara izy
(tsara izy)
ho hitanao bqkyx izany hoe fiadanam-po
ao amin'i Jesoa
2. mba tiako indrindra koa
ianao hahita e
izany hoe fiadanam-po
sy filaminan-tsaina
dia andramo, andramo ka izahao
ho hitanao
ho hitanao izany hoe fiadanam-po
ao amin'i Jesoa
fa manana anao
miaina am-piadanana
ny ao anatio ao
ny tahotra sy ahiahy
dia etgbw lavitra tononkira.serasera.org ahy
miaina am-pifaliana anie tbzogzhg aho
fa manana anao
1. zaraiko aminao anio ilay hafaliana
Jesosy ao aminy tsy misy fahoriana
(lavitra azy)
ka andramo, andramo ka izahao fa tsara izy
(tsara izy)
ho hitanao bqkyx izany hoe fiadanam-po
ao amin'i Jesoa
2. mba tiako indrindra koa
ianao hahita e
izany hoe fiadanam-po
sy filaminan-tsaina
dia andramo, andramo ka izahao
ho hitanao
ho hitanao izany hoe fiadanam-po
ao amin'i Jesoa
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVisites : 275
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fetramanana92
Date : 06/11/2025 15:15
