Raha izaho sy ny ankohonako (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fa raha izaho sy ny ankohonako dia
(hidera an’i jehovah izahay)
fa raha izaho sy ny ankohonako dia
(hidera hpgn an’i jehovah izahay)
fa izy no nahatoy izao fkztbgti anay ka
(hisaotra an’i jehovah izahay)
fa izy no nahatoy izao anay fa
(hisaotra an’i jehovah izahay)
nomeny izay rehetra nilainay ka
(hidera sy hisaotra ntua izahay)
nomeny izay rehetra nilainay ka
(hidera sy hisaotra izahay)
fidio anio izay ho tompoinareo fa
(izahay hanompo an’andriamanitray)
andriamanitra mahagaga
andriamanitra tononkira.serasera.org mahery
andriamanitra mitahy e
ny andriamanitra mpamonjy anay
andriamanitra mijery
miaro sy mampahery
raha sendra ka very
manokatra lalana ho anay
(hidera an’i jehovah izahay)
fa raha izaho sy ny ankohonako dia
(hidera hpgn an’i jehovah izahay)
fa izy no nahatoy izao fkztbgti anay ka
(hisaotra an’i jehovah izahay)
fa izy no nahatoy izao anay fa
(hisaotra an’i jehovah izahay)
nomeny izay rehetra nilainay ka
(hidera sy hisaotra ntua izahay)
nomeny izay rehetra nilainay ka
(hidera sy hisaotra izahay)
fidio anio izay ho tompoinareo fa
(izahay hanompo an’andriamanitray)
andriamanitra mahagaga
andriamanitra tononkira.serasera.org mahery
andriamanitra mitahy e
ny andriamanitra mpamonjy anay
andriamanitra mijery
miaro sy mampahery
raha sendra ka very
manokatra lalana ho anay
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 372
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 11/11/2025 08:32
