Ny lanitra mitory (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ny lanitra mitory ny anaranao
izao rehetra izao hiankohoka an-tongotrao
Andriamanitra be voninahitra
tompon'ny hery rhijma sy fahefana mandrakizay
asandratro avo ny anaranao Jesoa
fa anarana nitondra dgptqn famonjena ho ahy
fa na mpanota aza aho tsy mendrika anao
dia indro jdznvmk ianao tononkira.serasera.org Jesoa (natolotrao ho ahy)
nanatsotra ny tananao
ny lanitra mitory ny anaranao
izao rehetra izao hiankohoka aminao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVisites : 304
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fetramanana92
Date : 07/11/2025 08:17