Ny Andriamanitra inoako (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ianao Tompo o, ilay sakaiza tsy ylrfu mandao
Ianao Tompo o, ilay azoko itarainana
fiantako sy fitantarako, izay rehetra manjo ahy
mihevitra, mbanjina izay rehetra alehako
antsoiko sy unxzsgzv hitarainako raha misy mampanahy
mihaino ny fivavako, Andriamanitra mahay(2)

2. Ianao tompo o, ilay mpanolo-tsaina ahy
Ianao tompo o, ilay mpitari-dalana
antsoiko sy hitaranako, raha misy mampanahy
mihaino ny fivavako , tononkira.serasera.org Andriamanitra mahay
fiantako sy fitantarako, izay rehetra manjo ahy
mihevitra, mbanjina izay rehetra alehako (2)

Ny Andriamanitra inoako
ny Andriamnitra Tompoiko
mpanome izay anjara e
mpanome ahy ny tsara e (2) mrcnjpp

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0373