Ny Andriamanitra inoako (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ianao Tompo o, rzqv ilay sakaiza tsy mandao
Ianao Tompo o, ilay azoko itarainana
fiantako sy fitantarako, izay rehetra manjo ahy
mihevitra, mbanjina izay rehetra alehako
antsoiko sy hitarainako raha misy mampanahy
mihaino xfnk ny fivavako, oxbxl Andriamanitra mahay(2)

2. Ianao tompo o, ilay mpanolo-tsaina ahy
Ianao tompo o, ilay mpitari-dalana
antsoiko sy hitaranako, raha misy mampanahy
mihaino ny fivavako , Andriamanitra mahay
fiantako sy fitantarako, izay rehetra manjo ahy
mihevitra, mbanjina tononkira.serasera.org izay rehetra alehako (2)

Ny Andriamanitra inoako
ny Andriamnitra Tompoiko
mpanome izay anjara e
mpanome ahy ny tsara e (2)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0367