Ny Andriamanitra inoako (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Ianao Tompo o, ilay sakaiza tsy mandao
Ianao Tompo o, ilay azoko itarainana
fiantako sy fitantarako, izay rehetra manjo ahy
mihevitra, mbanjina yyxmrk izay rehetra alehako
antsoiko sy hitarainako raha misy mampanahy
mihaino ny fivavako, Andriamanitra mahay(2)

2. Ianao gxpl tompo o, ilay mpanolo-tsaina nievn ahy
Ianao tompo tononkira.serasera.org o, ilay mpitari-dalana
antsoiko sy hitaranako, raha misy mampanahy
mihaino ny fivavako , Andriamanitra mahay
fiantako sy fitantarako, izay rehetra manjo ahy
mihevitra, mbanjina izay rehetra alehako (2)

Ny Andriamanitra inoako
ny Andriamnitra Tompoiko
mpanome izay anjara e
mpanome ahy ny tsara e (2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0353