Miverena amin'y Ray (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. nifandimby ny andro sy ny taona nitoriana
ilay filazantsara ho renao
nefa ireny toa ezaka very maina hatrany
fa toy rgur ilay voa izay tsy namoha tononkira.serasera.org nafafy ihany

miverena amin'ny nrhixggm Ray, miverena amin'izay ho'aho
fa efa tsy nahasoa, nanimba ihany koa
ity zbrsei fombanao e
aza minia mierika sy tsy hihaino ny feony
aza minia miodina mbola hanohy indray lalanao
sao ho nenina izao fandavana izao
gasikarako o

2. efa mila rendriky ny fahotana ianao anio
efa mila rava sy potika
mampahonena, mosarena, karakaina
anjakan'ny ratsy toa tsy misy ho antenaina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0365