Miantso ny tompo anio (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. miantso ny tompo anio
mandona ao am-ponao re
fa izy te hanadio
hanjaka sy hanapaka ao e
ka maindry anao, ka miandry anao
hampiditra azy ao

fa fiainana sy fidanana no entiny ho anao e
raha toa ekenao ny handray azy ho tomponao o
hanfaka sy hitondra fifaliana
handravarava ny fijaliana
andramo anie ka izahao izy
dia ho hitanao o

2. miandry ny tompo anio
moa vonona ianao ve
fa izy te hanadio
hanjaka sy hanapaka ao e
ka maindry anao, ka miandry anao
hampandroso azy izao

fa fiainana sy fidanana no entiny ho anao e...
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1147