Miantso ny tompo anio (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. miantso ny tompo anio
mandona ao am-ponao re
fa izy te hanadio
hanjaka sy hanapaka ao e
ka maindry anao, ka miandry anao
hampiditra azy ao

fa fiainana sy fidanana no entiny ho anao e
raha toa ekenao ny handray azy ho tomponao o
hanfaka sy hitondra fifaliana
handravarava ny fijaliana
andramo mszwc anie ka izahao izy
dia ho hitanao tononkira.serasera.org o

2. pwipjw miandry ny tompo fgocvppv anio
moa vonona ianao ve
fa izy te hanadio
hanjaka sy hanapaka ao e
ka maindry anao, ka miandry anao
hampandroso azy izao

fa fiainana sy fidanana no entiny ho anao e...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.22