Miantso ny tompo anio (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. miantso ny tompo aniomandona ao am-ponao re
fa izy te hanadio
hanjaka sy hanapaka ao e
ka maindry anao, ka miandry anao
hampiditra azy ao
fa fiainana sy fidanana no entiny ho anao e
raha toa ekenao ny handray azy ho tomponao o
hanfaka sy hitondra fifaliana
handravarava ny fijaliana
andramo anie ka izahao izy
dia ho hitanao o
2. miandry ny tompo anio
moa vonona ianao ve
fa izy te hanadio
hanjaka sy hanapaka ao e
ka maindry anao, ka miandry anao
hampandroso azy izao
fa fiainana sy fidanana no entiny ho anao e...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 65
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 11/11/2025 09:18
