Miankohoka, manandra-tanana (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miankohoka, manadra-tanana
eto an-tongotrao, izahay anio
fa Andriamanitra, mendrika handray
ny voninahitra ianao
Tsara ianao, mpanao ny tsara ihany koa
isanandro Ianao, mamindra fo
Tsara ianao, mpanao ny tsara lfoglxli ihany koa
ny fahasoavanao mameno ny fiainako
na tsy mendrika aza axhnzl aho, tsy tononkira.serasera.org mba foinao
na mpanota aza, tsy narianao
efa very aho fa, notadiavinao
efa maty aho no novelominao
Tsara ianao, mpanao ny tsara ihany koa
ny fahasoavanao mameno ny fiainako
na tsy mendrika aza aho, tsy mba oslewrl foinao
na mpanota aza, tsy narianao
efa very aho fa, notadiavinao
efa maty aho no novelominao
Tsara ianao, mpanao ny tsara ihany koa
isanandro Ianao, mamindra fo
na tsy mendrika aza aho...
tsara ianao... isanandro ianao...
miankohoka manandra-tanana...
eto an-tongotrao, izahay anio
fa Andriamanitra, mendrika handray
ny voninahitra ianao
Tsara ianao, mpanao ny tsara ihany koa
isanandro Ianao, mamindra fo
Tsara ianao, mpanao ny tsara lfoglxli ihany koa
ny fahasoavanao mameno ny fiainako
na tsy mendrika aza axhnzl aho, tsy tononkira.serasera.org mba foinao
na mpanota aza, tsy narianao
efa very aho fa, notadiavinao
efa maty aho no novelominao
Tsara ianao, mpanao ny tsara ihany koa
ny fahasoavanao mameno ny fiainako
na tsy mendrika aza aho, tsy mba oslewrl foinao
na mpanota aza, tsy narianao
efa very aho fa, notadiavinao
efa maty aho no novelominao
Tsara ianao, mpanao ny tsara ihany koa
isanandro Ianao, mamindra fo
na tsy mendrika aza aho...
tsara ianao... isanandro ianao...
miankohoka manandra-tanana...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAHits : 256
Likes : 0 Like
Created by : fetramanana92
Date : 10/11/2025 08:38
