Mbola mino aho (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
maro ireo teny efa reko nampanantena
hoe misy fiadanana mnysr sy mety
hahitana famonjena
fa raha izaho
dia tsy mba hiala aminao Jesoa
ilay namonjy ahy
hatramin'izay ka hatramin'izao
satria mbola mino ny fahamarinanao aho
satria mbola mino ny tononkira.serasera.org fahamarinanao aho
satria mbola mino ny teninao aho
na tsy ho fantatro aza
izay hitondrao ahy
dia mbola minoa aho
fa ny ahy ny fiainana azoko itokiana
indrindra Tompo o
dia ilay fiainana ao aminao
fa ny fiadanana otiytg azoko antenaina
indrindra Tompo o
dia ilay fiadanana ao aminao
satria mbola mino ny nlwacj fahamarinanao aho..
hoe misy fiadanana mnysr sy mety
hahitana famonjena
fa raha izaho
dia tsy mba hiala aminao Jesoa
ilay namonjy ahy
hatramin'izay ka hatramin'izao
satria mbola mino ny fahamarinanao aho
satria mbola mino ny tononkira.serasera.org fahamarinanao aho
satria mbola mino ny teninao aho
na tsy ho fantatro aza
izay hitondrao ahy
dia mbola minoa aho
fa ny ahy ny fiainana azoko itokiana
indrindra Tompo o
dia ilay fiainana ao aminao
fa ny fiadanana otiytg azoko antenaina
indrindra Tompo o
dia ilay fiadanana ao aminao
satria mbola mino ny nlwacj fahamarinanao aho..
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVangy : 222
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fetramanana92
Daty : 07/11/2025 08:39
