Mbola mino aho (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
maro tononkira.serasera.org ireo teny efa reko nampanantena
hoe misy fiadanana sy mety
hahitana famonjena
fa raha izaho
dia tsy mba hiala aminao Jesoa
ilay namonjy ahy
hatramin'izay ka hatramin'izao
satria mbola mino ny fahamarinanao aho
satria mbola mino zfiqrita ny fahamarinanao aho
satria mbola mino ny teninao aho
na tsy ho fantatro aza
izay hitondrao ahy
dia mbola minoa aho
fa ny ahy ny fiainana azoko itokiana
indrindra Tompo o
dia ilay fiainana ao aminao
fa ny fiadanana azoko antenaina
indrindra Tompo zpxpudeh o
dia ilay fiadanana ao aminao
satria rjyni mbola mino ny fahamarinanao aho..
hoe misy fiadanana sy mety
hahitana famonjena
fa raha izaho
dia tsy mba hiala aminao Jesoa
ilay namonjy ahy
hatramin'izay ka hatramin'izao
satria mbola mino ny fahamarinanao aho
satria mbola mino zfiqrita ny fahamarinanao aho
satria mbola mino ny teninao aho
na tsy ho fantatro aza
izay hitondrao ahy
dia mbola minoa aho
fa ny ahy ny fiainana azoko itokiana
indrindra Tompo o
dia ilay fiainana ao aminao
fa ny fiadanana azoko antenaina
indrindra Tompo zpxpudeh o
dia ilay fiadanana ao aminao
satria rjyni mbola mino ny fahamarinanao aho..
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVisites : 223
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fetramanana92
Date : 07/11/2025 08:39
