Mbola mino aho (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
fdxkpei maro ireo teny efa reko nampanantena
hoe misy pnwr fiadanana sy mety
hahitana famonjena
fa raha izaho
dia tsy mba hiala aminao Jesoa
ilay namonjy ahy
hatramin'izay tononkira.serasera.org ka hatramin'izao

satria mbola mino ny fahamarinanao aho
satria mbola mino ny fahamarinanao aho
satria mbola mino ny teninao aho
na tsy ho fantatro aza
izay hitondrao ahy
dia mbola minoa aho

fa ny ahy ny fiainana azoko itokiana
indrindra Tompo o
dia ilay fiainana ao aminao
fa ny fiadanana azoko antenaina
indrindra Tompo o
dia ilay fiadanana ao aminao

satria mbola mino ny utpzj fahamarinanao aho..

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.035