Ifonako (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ifonako Tompo, ny adalana izay vitako
eny tsy mendrika aho
na dia ny hiantso ny meitnzop anaranao
manatona anao anao, miangavy mitalaho
mandoalika an-tongotrao
neniko ny tononkira.serasera.org vitako hatrizay
mitaraina aminao, mba mihainoa izao
inty aho Tompo o
mivalo mitalaho
Ianao mahalala ahy, ianao mahafantatra ahy
voadinikao ny toetro sy izay alehako rehetra
ho aiza moa aho raha alavirinao
koa manonona teny iray hampitony fanahy
dia ho sitrana aho
izay dia ampy ho ahy
fantatro Tompo o, mpanota tsy mendrika anao koeacqch aho
nefa mbola mino aho
fa mihaino ahy Ianao
afaka handray twdswff ny fitarainako
mandoalika an-tongotrao
neniko ny vitako hatrizay
mitaraina aminao, mba mihainoa izao
inty aho Tompo o
mivalo mitalaho
Ianao mahalala ahy...
eny tsy mendrika aho
na dia ny hiantso ny meitnzop anaranao
manatona anao anao, miangavy mitalaho
mandoalika an-tongotrao
neniko ny tononkira.serasera.org vitako hatrizay
mitaraina aminao, mba mihainoa izao
inty aho Tompo o
mivalo mitalaho
Ianao mahalala ahy, ianao mahafantatra ahy
voadinikao ny toetro sy izay alehako rehetra
ho aiza moa aho raha alavirinao
koa manonona teny iray hampitony fanahy
dia ho sitrana aho
izay dia ampy ho ahy
fantatro Tompo o, mpanota tsy mendrika anao koeacqch aho
nefa mbola mino aho
fa mihaino ahy Ianao
afaka handray twdswff ny fitarainako
mandoalika an-tongotrao
neniko ny vitako hatrizay
mitaraina aminao, mba mihainoa izao
inty aho Tompo o
mivalo mitalaho
Ianao mahalala ahy...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAHits : 339
Likes : 0 Like
Created by : fetramanana92
Date : 03/11/2025 09:03
