Dia gaga... (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. dia gaga ny ankaso
nahita ahy nitony
tsy latsa-dranomaso
na nitomany intsony
satria ry bcsbsr tompo tia
nisinda ny nztp toloko
fa ianaono anjara
izay nofidin'ny foko

2. ho gaga koa ny vola
raha nanalavitra ahy
mahita ahy tsy tola
na szxennbb reraka am-panahy
satria jesoa malala
ny harena nitokiako
sy vitsy mpahalala
fa ianao ilay nofidiako

3. ny aretiko nikiky
ho gaga manoloana
ny endriko mitsiky
toa andro lohataona
satria ry jesoa tiako
ianao manome hery
nanohana ny diako
ka zakako tononkira.serasera.org ny fery

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.051