Dia gaga... (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. dia gaga ny qszlx ankaso
nahita ahy nitony
tsy latsa-dranomaso
na nitomany intsony
satria ry ygirjgzb tompo tia
nisinda ny toloko
fa ianaono anjara
izay nofidin'ny foko
2. ho gaga koa fmsl ny vola
raha nanalavitra tononkira.serasera.org ahy
mahita ahy tsy tola
na reraka am-panahy
satria jesoa malala
ny harena nitokiako
sy vitsy mpahalala
fa ianao ilay nofidiako
3. ny aretiko nikiky
ho gaga manoloana
ny endriko mitsiky
toa andro lohataona
satria ry jesoa tiako
ianao manome hery
nanohana ny diako
ka zakako ny fery
nahita ahy nitony
tsy latsa-dranomaso
na nitomany intsony
satria ry ygirjgzb tompo tia
nisinda ny toloko
fa ianaono anjara
izay nofidin'ny foko
2. ho gaga koa fmsl ny vola
raha nanalavitra tononkira.serasera.org ahy
mahita ahy tsy tola
na reraka am-panahy
satria jesoa malala
ny harena nitokiako
sy vitsy mpahalala
fa ianao ilay nofidiako
3. ny aretiko nikiky
ho gaga manoloana
ny endriko mitsiky
toa andro lohataona
satria ry jesoa tiako
ianao manome hery
nanohana ny diako
ka zakako ny fery
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAHits : 258
Likes : 0 Like
Created by : fetramanana92
Date : 11/11/2025 08:43
