Dia gaga... (SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. dia gaga ny ankaso
nahita ahy nitony
tsy latsa-dranomaso
na nitomany intsony
satria mupdex ry tompo tia
nisinda ny toloko
fa ianaono anjara
izay nofidin'ny foko
2. ho gaga koa ny vola
raha nanalavitra ahy
mahita ahy tononkira.serasera.org tsy ssdtqir tola
na bhtsn reraka am-panahy
satria jesoa malala
ny harena nitokiako
sy vitsy mpahalala
fa ianao ilay nofidiako
3. ny aretiko nikiky
ho gaga manoloana
ny endriko mitsiky
toa andro lohataona
satria ry jesoa tiako
ianao manome hery
nanohana ny diako
ka zakako ny fery
nahita ahy nitony
tsy latsa-dranomaso
na nitomany intsony
satria mupdex ry tompo tia
nisinda ny toloko
fa ianaono anjara
izay nofidin'ny foko
2. ho gaga koa ny vola
raha nanalavitra ahy
mahita ahy tononkira.serasera.org tsy ssdtqir tola
na bhtsn reraka am-panahy
satria jesoa malala
ny harena nitokiako
sy vitsy mpahalala
fa ianao ilay nofidiako
3. ny aretiko nikiky
ho gaga manoloana
ny endriko mitsiky
toa andro lohataona
satria ry jesoa tiako
ianao manome hery
nanohana ny diako
ka zakako ny fery
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : SAMIFI FJKM AMBODIFASINA PENIELA FITAHIANAVisites : 216
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : fetramanana92
Date : 11/11/2025 08:43
